Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2020 à 12:35 | arsonist (#10169)

Inona moa no fantatr’izay foza amin’ny Tantara e !
Ilay foza lahy jomaka ambatomanga dadanaivo-betoko manontany hoe inona no zava-niseho tamin’ny faha-14 oktaobra 1958 ?
Ilay besileo foza vavy isandra indray milaza fa novain’i Zafy Albert ny Lalam-Panorenana ampitomboina ny fahefany !
Dia hoe !
Rehefa vendrana sady tsy nandia fianarana dia miteniteny foana toy ireo foza roa ireo .

Fanovàna Lalam-Panorenana ve hisy mihaotra izay nataon’ilay Amiraly sandoka nandatsaka andavaka mangitsokitsoka ny tanindrazana sy ny Gasy iry !!!
Ary manaraka iny tsy valahara iny , dia ity DJ sady tsy vazaha no tsy gasy no koa tsy nandia fianarana ity !!!
Ireo devoly saina sy fanahy roa ireo no nanova Lalam-Panorenana mba ifanojo amin’izay tombon-tsoan’izy tenany manokana .
Ny an’ity DJ mpampandihy fitombenana sady tsy nandia fianarana ity aza , dia ny tombon-tsoan’ny Mpanjanaka sy Mpanani-bohitra ary Mpiremby vola amin-karena antanin’olon-kafa no kendriny voalohany , ary ny tombon-tsoa feno ho azy tenany manokana no tamby nomen’ireo tsy valahara Mpanjanaka farasisan’ny andro lasa ireo azy . Dia revo miaraka aminy ao daholo ny foza rehetra .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS