Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 18h55
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 18:53 | lanja (#4980)

Voalazan ny mpaminany fa hipoiran ny fanafody mahasitrana ity aretina mandoza ity ny eto Mada, nampian ny mpanamory fiaramanidina iray izay ny mpitondra ka efa mandresy lahatra eran tany ary milaza fa manana porofo fa hita tokoa ilay fanafody mahasitrana .

Dokotera mpitsabo mihitsy anefa ity no misy maty.
Sao dia misy nanota fady kosa ao andapa ao, pays efa tokony ho émergent izao,
tokony ho sangany aty afrika, tokony hanavotra izao tontolo izao, kanefa jereo ny zava misy, olona tokony hipetraka anaty building izao kanefa toa lasa tohanana kaly mora sisa ny aina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS