Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h18
 

Répondre à un commentaire

25 juin 2020 à 15:36 | Isandra (#7070)

Lasa cible voalohany ny Fleury R indray izao Ravalo, asa inona no nitranga ?

Milaza moa io rangahy mpitantara angano io fa mifototra amin’ny lainga daholo no nahatonga an-dRavalo teo amin’ny fitondrana.

Lazainy fa Ravalo sy Rajoelina mihaona mangigina any, kanefa iza moa no tsy nahita fa Ravalo sy Rajao no nihaona tany Parisy tany, avy eo toa nanao fanambarana mitovy manohitra ity fitondrana ity ny HVM sy ny TIM. Nandamoka ve izany ilay fiarahana ?

Marihina moa na dia tsy milaza mivantana ho manohana an’i Rajao aza i Fleury dia hita taratra be ny fironany any.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS