Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 17h09
 

Répondre à un commentaire

24 mai 2020 à 09:18 | Vohitra (#7654)

Hoy ny ompikely lefona : « Andrianampoinimerina dia nahavita nampiray an i Madagasikara » .

Diso tanteraka sy tsy marina izany filazana ataon ny ompy kely izany.

Imerina efa toko no nampiraisin Andrianampoinimerina taorian ny ady antrano teo amin ireo taranak Andriamasinavalona efadahy izay samy nanjaka tamin ny tokony avy.

Heverin ity ompikely lefona ity izany fa i Madagasikara dia Imerina...

Tsy mahagaga izany fotopisainana diso izany raha mijery ny zavamisy ankehitriny.

Tsy Antananarivo no Madagasikara...

Faritra firy amin ireo 22 eto amin ny Firenena no nahazo vatsy tsinjo sy tosika fameno ?

Nahoana no ireo mpiasampanjakana eo amin ny foibe eo Antananarivo ihany no omena kadoa ?

Toa tsy mba nahazo kilalao ny ankizy tany amin ny Faritra 21 tamin ny krisimasy avy any amin ny calife ?

Indroa namboarina ny lalana eo Antananarivo renivohitra, alohan ny fahavaratra ary taorian ny fahavaratra...fa mba manahoana ny any ankafa any ?

Voninahitra anie ho an i calife, dera sy laza hoy i Sareraka...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS