Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h14
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2020 à 16:40 | ratiarivelo (#131)

Ataovy izay mahamety azy ry Rtoa-Be ISANDRA : mahazo mangery ao anaty ROVA ihany koa HIANAREO MPILELAKA REHETRA***aza hasiana HASINA intsony i MANJAKAMIADANA*** fatadidio fa misy fetrany ny zavatra rehetra RTOA-BE++++ ary tsarovy tsara izao teniko izao : AZA mandiha tsy afa-tavony****fa TANY MANANKASISANA IO TOERANA IO***fa tsy ho ela ny VALINY Tadidio tsara fa ny MANOTA FADY HIANAREO !!! Takognam-paty nilatsahan’ANTSANGOA HIANAREO :tsy hita na antambon’gny maty na lozan’gny velona !!.Ary AZA mangarom-BIBY an-davaka !!Ary koa :Manao rafi-maroroka ka malaky MIRODONA ! farany : mahereza fa hisotro ny AMAN***nareo ao hianarareo MIANANKAVY fa manota FADY !! tandremo sao mitsaok’ADY an ??? fa "Raha ADALA LOHOLONA bac-3 , dia adala VAHOAKA***

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS