Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 19:33 | Lefona Again (#10319)

1- ny Rova dia tsy fananan’ny andriana merina irery fa izay malagasy eran’ny nosy no tompony. Raha mihevitra ianareo hoe an’ny merina manokana io, dia mandiso ny hevitry Andrianampoinimerina, izay nahavita nampiray ny malagasy.

2- tsy fasana akory io fa lova

3 - raha ivelan’ny trano vato io colisée io ary hanomezana vononahitra ireo mpanjaka nifandimdy, inona no maharatsy an’izany ?
Raha tena ilaina tokoa ny reconstitution sy ny conservation an’ny izay tao anatin’ny trano vato, dia aza afangaro izay eo ivelany.

4 - maninona i Iavoloha no nangala-tahaka ny bikan’ny lapan’ny mpanjaka, tamin’ny andron’ ny RDM ( Ratsiraka Didier Manjaka).

5 - iza no nandoro azy, inona ny antony ary inona no nataon’ny andriana merina tamin’izay ? Tratra ve ireo nahavita io heloka io. Mety tsy ampoizina hoe iza izy ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS