Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h26
 

Répondre à un commentaire

22 mai 2020 à 08:23 | lanja (#4980)

Miakatra ny isa kanefa tsy hitondra mankaiza ny hifamendrofendro eto,
Rehefa zatra bontolo, tsy vonona hanao essai manarapenitra ry zareo namorona nyCVO, ny afrikana izay nahazo io CVO dia efa nisy nilaza nilaza hanao essai, izao koa dia nampidirin ny OMS hatao essai io, ao amin ilay solidarity trial , ny marina tsy maintsy hiseho, tsy vitan ny propagande fotsiny dia hoe eken ny olona ny fa remède miracle, .
Nisy mpitondra teto ,enjehina sy ankahalaina tsy misy farany, ho an izay nanao izany dia tohizo, fa izao fotsiny, aza heverina ho mitovy toetsaina aminao daholo ny olona,
Tsy maniry olona ho fatin ny COVID izany, tsy maniry ny CV0 tsy ahasitrana akory izay rehetra manakiana ny mpaminany ,tsy manaiky bontolo , ireo fa hataon ny olona ny essai raha mitady hionona amin ny observation sy propagande ny eto.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS