Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h48
 

Répondre à un commentaire

4 mai 2020 à 14:09 | Tsisdinika (#3548)

Niarahaba ny mpanao gazety manokana Atoa filoha noho ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny aaa fanaovan-gazety. Nanararaotra izany ny tenany hilazana fa hanao famontsoran-keloka faobe ireo mpanao gazety voatazona am-ponja izy.

Misy fanontaniana roa manitikitika ny sain’ny mpanara-baovao :

1- Moa ve Rtoa Arphine Helisoa mba isan’ny hahazo famotsoran-keloka satria izy mantsy TSY mpanao gazety araka ny voalazan’ny mpitory sy ny fitsarana.

2. Nahoana no mpanao gazetin’ny Tvm sy Viva ary Tvplus ihany no notsongaina hanao ilay sarisarina valan-dresaka omaly fa tsy misy hafa mihitsy ?

Mankasitraka tompoko.

PS. Raha tsy ianao ilay filoha iantefan’ny fanontaniana dia iangaviana ianao tsy hamaly.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS