Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 06h18
 

Répondre à un commentaire

13 février 2020 à 11:56 | I MATORIANDRO (#6033)

Mba hiaalana @ fitohanana lava reny dia tsotra nny soso-kevitra, aza asiana koperativa mifamoivoy intony eto antananrivo ankoatra ireo tena miasa eto an-tanan-dehibe.

Oh : ny 133, ireo kofiamo, ireo mandeha vontovorona na Imerintsiatosika, sns dia tsy misy mahazo miditra mihoatra ny faritry ny renivohitra, avy eo ireo olona te- amonjy renivohitra dia mandray fiara fitanteram-bahoaka hafa indray mampitohy n y renivohitra.

hazavaiko ihany, oh : ny 133 dia mifarana eo @ 67, ny mpandeha mahitsy dia mifarana eo Ambohimanarina, ny mpandeha Andoharanofotsy dia mifarana eo tanjombato.

zay manan-tsofina aoka izy hanampina ny azy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS