Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 21h07
 

Répondre à un commentaire

12 février 2020 à 16:48 | Vohitra (#7654)

Io ary fa manomboka avoakan Isandra ilay poizina be areti-mandringana mihoatra lavitra noho ny coronnavirus : NY FIHATSARAMBELATSIHY.

Amin i ramatoabe izany dia ny Betsileo iray tsy tokony hitsikera ny Betsileo iray na mety na tsy mety ataony.

Manomboka mitranga ihany izany hoe inona no antony hanohanany an i calife...

Tsy izaho mihintsy sanatria no tsy hitsikera na mbola hiaro ihany an i noribera sy i hajo amin izao loza mitranga manjo ny Firenena izao...

Miraraka amin izay ny poizina alefan Isandra...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS