Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 23h24
 

Répondre à un commentaire

12 février 2020 à 10:08 | Hery Rak (#10294)

Tsotra fotsiny no tiana ambara dia ny hoe himenomenona daholo indray zao rehefa tonga ny fifidianana. Firy amin’ireo nimenomenona zao no mba nanantona ny biraon’ny fokontany nefa afaka 4 taona dia hilatsaka ho fidiana avokoa sa efa lasa nalonjy fonenana any ampitandranomasina avokoa indray ?
Aiza ihiany koa nefa amin’izao ireo izay milaza fa fiaraha-monimpirenena tsy mba manentana ny vahoaka mba hisoratra anarana, sa miandry ny fifidianana ihiany koa vao hanakihana satria izay no tena talents ? Hivazavaza koa ny mpiaro ny zon’olombelona nefa tsy mba mamporisika na dia indray mandeha aza ireo vahoaka mba hisoratra anarana amin’ny lisitra. Ary ianareo mpivarotra ireo, nefa dia milaza fa mifidy avokoa, aingy amin’ny andron’ny fifidianana mivarotra mandrapahariva ny andro. Samia mandinika sy misaina fa ireo mpanakihana zao dia hanakolazaina indray rehefa avy eo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS