Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h14
 

Répondre à un commentaire

11 février 2020 à 13:16 | lanja (#4980)

Eto no ahitana fa ny lalàana eto amintsika dia nadika fahatany amin ny an ny vahiny fotsiny, ny fourrière dia mila fitaovana sy fandaminana, ny contrôle technique ohatra any ivelany dia azo atao eny @ garage akaiky anao eny, feno ny tanana, , fa eto mada mbola aiza ? mba jereo aloha ny ataon ny olona vao miogaoga, ekena raha mamo ny chauffeur, tsy misy permis, mibahandalana mampididoza sns fa tsy tokony hamporisika ny kolikoly hampitonbo ny fakampanahy eo am olona, hampitombo ny any amposin ny polisy izay efa fantatra izao ny fanaony

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS