Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

6 février 2020 à 10:20 | Hery Rak (#10294)

Tsy misy aloha raha mbola teto Madagasikara izany hoe fanarahan-dalana 100% izany na iza izy na iza teo. Ny mahagaga fotsiny dia rehefa raharaha entina hampandrosoana ny firenena no atao dia maila ery ry mpitsingolo-body isany mimenomenona. Fa raha misy kosa olona iray manodikodimbola sy manao kolikoly tsy mba hita ary mikombom-bava daholo satria namana na koa hoe sao dia mba ahazahoana. Maro ny naman’ingiahy Rivo Rakotovao teo amin’ny fitondrana no hitampoko sy hitampirenena zao fa mpanodikodina volambahoaka fa nakombony tanteraka ny vavany. Hoaiza ianareo reto e. Zay hoa ilay mahatonga ahy miteny foana hoe, Tsy ho lasa lavitra mihoatran’izao Commentaire ato izao ianareo miseho ho mahay sy bevava reto.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS