Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 08h17
 

Répondre à un commentaire

16 janvier 2020 à 11:59 | Hery Rak (#10294)

Je croix que si Madagascar est dans son état actuel c’est plutôt à cause des anciens dirigeants. Alors, comparé notre pays, si vous en fait partie c’est une insulte vis-à-vis du peuple. Malheureusement, plusieurs (les KON) font le maximum pour que la situation reste ainsi pour pouvoir propagée leurs critiques non constructives.
Maro ireo nanampahaizana nitondra teto hatramin’izay fa saingy mbola ito ihiany i Madagasikara. Fa io koa na tsara io na ratsy dia anay ihiany ary tanindrazanay. Fa za mahita hoe, ny olona manana bac-7 izay tsikeraina toa tia tanindrazana kokoa ary miezaka ny hampandroso an’ity Firenena ity e. Maro ny fiovana sy zavatra ovaina. Ny toetsaina mihintsy no tokony ovaina saingy isika rehetra samy mahafantatra fa ny fanovana toe-tsaina izany tsy vita moramora. Ka rariny raha toa ka maro ianareo no mbola tsy mino fa handroso ity firenena ity. Ny ankamaroany aza moa tsy mipetraka eto Antanindrazana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS