Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 19h51
 

Répondre à un commentaire

16 janvier 2020 à 13:37 | Hery Rak (#10294)

Tsy hitondra na inona na inona eto Madagasikara velively aloha raha izay olona mipetraka any ampitandranomasina any zay aloha dia ataovy antsaina ry mpanonofy atoandro isany. Efa nampiasainareo avokoa ny moyen rehetra « Manipulation de masse » fa mety eto zany.
Raha mbola hevitra misidisidina ato anaty commentaire tsy izy.
Ny Ben’ny tanana rehetra teto tompoko dia natao tsangan’olona avokoa hatrizay. Nefa mbola fototra hiaingana amin’ny fampandrosoana ny Kaominina raha mbola eto Madagasikara. Zany hoe mila apetraka ny fitsinjarampahefana tena izy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS