Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 13h46
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2020 à 13:16 | rakoto-neutre (#8588)

Rehefa misy ny hetsika ataon’ny mpampianatra mba hanatsarany ny farim-piainany dia lazaina fa mila voatsiary, manao sorona ny mpianatra sy ny fanaovana ramatahora. Dia tsy mba manana ny zony ve izy ireo fa dia ambaniana aloha hatreto. Marina ny tenin’ny namana hoe : inona no antony ianarana handaniam-bola sy fotoana nefa ny mpanao afera BAC - 8 no mpanefoefo mpibaiko sy mpampiasa anao, mampalahelo fa dia zay aloha no iainantsika.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS