Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 25 septembre 2020
Antananarivo | 23h18
 

Répondre à un commentaire

2 décembre 2019 à 13:36 | I MATORIANDRO (#6033)

Mahafinaritra daholo ny fanehoan-kevitra rehetra izay voasoratra na ho an’reo mpanao mazy na ho an’reo tsy azo tenenina sy atoro.

Naka saina aloha taorian’reny voka-pifidianana ireny. Tsy kivy ary tsy menantra.

Hfatra tiana am-pitaina @ Andriamatoa Filoha hajaina marc RAVAALOMANANA/

- mbola mamerina ihany aho hoe diso ny kajy natao ary ngamba voadidin’reo tsy havanana tokoa ianao tao ho ao
- rehefa tsy hitarika ny fanoherana eny an-dalam-bé ianao dia mipetraha tsara @zay any an-tranonao any.
- ny azo anoherana ny fomba tsy vanona azo ataon’ ireto mpandravatafaraitsitomponandraikitra ireto dia atao @ fomba tsy vanona ihany koa raha tsy izany dia aleo mangina sy mimpirina @zay.

Mety ahita fomba hafa handrodanana zao fomba mamoehatra izao ve ianao ???!!! Asa. Eo isika mahita azy.

Fa : Samia aloha velonaina @ tany misy azy.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS