Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 23h09
 

Répondre à un commentaire

28 novembre 2019 à 10:11 | Maxim (#5960)

Mety tsara ny kajy zany e, tsy misy anilihina intsony izy zao hoe tsy izahay no teo.
Efa azony antokon’ny fitondrana daholo ny fahefana rehetra, ka anjarany vahoaka ny hitsara azy afaka 5 taona (enga anie ka mba ho fifidianana no hisy).
Samy miady ho an’ny tenany aloha ry vahoaka mandritry ny 5 e, @ 2024 ndray maneho safidy raha mbola te hinana voasary na tsia.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS