Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h45
 

Répondre à un commentaire

26 novembre 2019 à 20:02 | Krista Kristiaoe (#10737)

Inty tsetsetsetsa tsy aritra kely momba ny sport ka tiako haroso eto.

Tsara ny manatsara ny fotodrafitrasa lehibe kanefa ny mahamaika dia
ny fikarakarana ny sosialin’ ireo joueurs ireo (fanomezana asa maharita, karama mahavoky)
fa ny kibo noana tsy afaka hilalao baolina.

Raha tena tiana handroso ny foot dia ampitomboy ny fitaovana ilain’ ny joueurs (baolina, godasse, terrain). Aoreno ny sekoly fanatanjahantena isamparitra hitaizana ny joueurs,
Ampitomboy ny isan’ ny entrainements. Raha tsy izany dia ny vahiny ihany no tena hisitraka ny terrain manarapenitra fa isika Malagasy hangaihay hahita ny mpilalaontsika resy lava.

Raha ireo joueurs Barea ankehitriny dia tsy antenaiko ho lasa lavitra mihitsy. Raha ny marina, betsaka ny joueurs mahay noho ireo any miafina any fa tsy misy mpahita. Raha tiana ho lasa lavitra ny Barea dia tokony handray anjara ny entraineurs club rehetra amin’ ny faritra ka samy manome joueurs candidats, dia mivory amin’ ny toerana iray miaraka mifidy izay 11 joueurs sy remplacants tena tsara ho ekipa nasionaly.

Ary tokony ovaina amizay ty anarana Barea ity fa mavesatra loatra (baroa, barofo, bareoka). Tsara ovana ny MAKI (Malagasy Kinga) ny anaran’ ny ekipa nasionaly rehetra satria io no biby tena mampiavaka an’ i Madagasikara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS