Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h56
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2019 à 18:16 | Ngeda (#10235)

- Mampalahelo tokoa io raharaha Base Toliara io, Siteny malaza mercenaire-paolitika manimpy teny iray (1) fotsiny hoan’ilay Fi-lou hoe : Ato misy finanan- tisika tena maro tohiny manala an’ireo ponina aminy asana-dahalo dia vita « Harena ao ankibon’ny tany » ho bakoavina, Base Toliara ho hesorin’eo ho raisi-ntsika koa izany « commissions ». Teny tokana ho anareo Ponina amin’iny Faritra iny : Aiza manaiky lenbenana, misy soa ny fijanonanareo eo aminy Tanin-drazanareo, aiza manaika ny fampi-tahorana manana HARENA tokoa ianareo ao amban’ireo Taninareo ireo. Ianareo efa nahazo koa Tombo-tsoa tamin’ny Base Toliara : Tazomy no Tohero koa amin’ny Herinareo rehetra. Voyous Internationaux ireo surtout ity Sileny ity. Jereo ny tantarany ary diniho tsara koa ireo ao an-damosin’izao. VOLA par CENTAINES DE MILLIONS DE DOLLARS no efa INVESTIS nataon’ny Investisseur AUSTRALIEN dia hihevitra ve ianareo faha ho HARINY izany. Tsia Tompoko ,ho avy indray ny Tribunal International, conséquences : Ho HAFA-BARAKA I MADAGASCAR ary TSY HIHISY INVESTISSEURS ho hoavy eto intsony dia HIVERINA ho anareo indray : KERE X 10 = FAHANTRANA MIORO-PAPANA. Masina ny Tanin-drazana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS