Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

7 novembre 2019 à 14:15 | I MATORIANDRO (#6033)

kelitoko fozaorana tsimitapoka dondrona sy poakaty.

ka naninona lisany mpangala-bato io tsy sahy miteny mivantana rehefa niteny ilay fatim-bazaha iny hoe azy io tany io ???!!!

Efa lazaina foana lisany fa voahozona hanao ny tsara vitan’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA nareo.

Mialà rehefa tsy mahavita fa sady tsy hanao no miobahan-dàlana.

Efa milaza @ lisany aho fa efa taitra ireo matoriandro fa tsy mila manofy tsony.

Tohizo hatrany io kitoatoa isan’andro io fa tena mety.

asaivo manazava indray herilaza fa mety io fanafarana entana ataon’ny fanjakana io. Hi3 !!!

Tonga de soloy ny toeran’le gasy taratsy ao @ fanompoana ny raharaham-bahiny raha tena sahy fa tsy misababaka eo ; latsaka ao anaty maimbo ao ny hiafaranareo.

Samia velonaina ahita ny fiafaran’naina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS