Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Répondre à un commentaire

7 novembre 2019 à 08:12 | TIABE (#10782)

Mino aho fa hanova zavatra ny iray amin’izy dimy mpifaninana ireo.
Misy anefa ny mba fanontaniana tsara ho valian’izay hifidy :
1- Raha hanao zavatra ao amin’ny Commune ve inona avy no fepetra arahina indrindra amin’ny foto-drafitrasa (appel d’offre ohatra)
2- Raha tendren’ny mpitondra hiandraikitra asa hafa ve dia ho PDS indray Antananarivo. Ny solombavambahoaka mantsy dia ny olona manaraka azy ao amin’ny liste no miakatra.
3- Raha tendrena amin’ny toerana hafa ve ianao ka ho soloina PDS : mahatsapa ho tsy namita-bahoaka ve ianao ami’izany ?
Fanontaniana io fa aza valiana akory fa rahampitso ny valiny rehefa vita ny proclamation ataon’ny HCC

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS