Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 01h23
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2019 à 19:28 | Krista Kristiaoe (#10737)

Azon’ ny Madagasikara atao tokoa ny miavotena samirery amin’ ny herin’ ny tenany tsy mila miantso fanampiana avy any ivelany. -Avelao hanohy ny fitrandrahany mahazatra ny vahoaka madinika mba hampitombo ny faripiainany.
- Ahenao ny karaman’ ny mpiasa ambony mba hampihenana ny fandaniambolampanjakana.
- Entano ny partenariat publique privé misy eto Madagasikara mba samy hanao latsakemboka fitia tsy mba hetra ho fanangonambola.
Raha samy miasa tsara amin’ izay vola kely ampelatananany ny ministera tsirairay dia handroso i Madagasikara. Fa saingy indrisy be loatra ny kolikoly.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS