Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 19h41
 

Répondre à un commentaire

5 octobre 2019 à 17:29 | rarana (#10230)

Tokony ho avela hisafidy ny mponina voakasik’io tetik’asa io. Efa fantatry ny be sy ny maro izao ny andinindinin’io Tanamasoandro io dia avelao ny vahoaka hisafidy. Samy mahatoky tena sy mojiro amin’ny heviny na ny mpomba na ny mpanohitra dia aleo asiana adihevitra sy fitsapa-kevi-bahoaka (référendum) momba ny fanekena na tsy faneken’ny vahoaka an’io tetik’asa io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS