Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Démocrafika
68 %
Derniers commentaires
- #tsimahafotsy : @ Malibuc, 👍🏾
- MALIBUC : Télécharge ADBLOCK (bloqueur de PUB).
- #tsimahafotsy : Bonjour à tous, Je voudrais savoir si mon ordi est vérolé et si je suis la (...)
- Yet another Rabe : Re-, Si le pouvoir mafieux fozaesque peut se permettre de traiter par (...)
- Yet another Rabe : Bonjour à tous, À lire : https://lgdi-madagascar.com/2024/04/25/la-une/jirama-l
Miarahaba Tompoko,
Mbola manantitra ny torohevitra kely nozaraina omaly ihany ny tenako, tokony tsy handray anjara mihintsy amin io fifidianana ho avy io ny firehana avy amin ny mpanohatra rehetra sy izay rehetra tsy mitovy hevitra amin ny fitondrana politika mijoro.
Aleo omena vahana sy omena fahafahana tanteraka ny Ird/Mapar hitondra izay fiovana goavana sy fandrosoana noventesiny nandritry ny fampielezankevitra nataony.
Aleo mijanona ho mpanara-maso sy mitsikera ny tsy mety sy tsy fanarahan-dalana izay mitranga.
Samy mba manonofy daholo isika rehetra hoe tanteraka soa amantsara ireo velirano goavana sy fampanantenana zavontany.
Aoka kosa nefa ny sasany nanaiky ny handray anjara tsy hilaza rahampitso hoe tsy tomombana ny fifidianana, nisy hosoka, nisy nividy vato, nisy teritery...
Efa io ny fitsipi-dalao, lalao baolina kitra saingy baolina hoentina tanana no atao eny an-tanimbary.
Mankasitraka Tompoko