Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Démocrafika
45 %
Derniers commentaires
- Yet another Rabe : Encore une correction : « Rien n’ est sacré » au lieu de « Il n’ y a plus rien (...)
- Yet another Rabe : Correction : « sans égards POUR penser » au lieu de « sans égards ET penser (...)
- Yet another Rabe : En conclusion de ce chapitre, Avec les fozas, le plus grave des problèmes (...)
- Zora : Eh, eh ! Je ne suis pas comme vous, je n’ai jamais suce mon puce😂😂😂😂😂😂
- Zora : Oh, troll m’interpelle, je ne lui ai rien demandé Hihihihihi 😂😂😂😂😂
Archives
Salama isika rehetra,
Na ananatra antsika momba ny Fihavanana adin’ny telo eo aza ny Pape François (izay tena hafatra tsara feno fahendrena tokoa), rehefa tsy avy amintsika tsirairay ny ezaka tsy hisy firenena ivoatra izany eo.
Ireto mpitondrantsika ireto no tokony hanome exemple voalohany indrindra.
Ny Fihavanana indraindray toa lasa ampiasaina amin’ny fomba tsy araky ny tokony ho izy ka lasa miteraka ilay culture de l’impunité. Torak’izany ihany koa ny Fitiavana andrandraina mafy, tsy ny fitenenanana izany foana akory no inona fa mila aseho amin’ny fihetsika rehetra koa izany.
Ireo olona mendrika ny homelohina no ny fanapotehany ny firenena dia ilaina tsaraina araky ny tokony ho izy ary tsy tokony hipetraka mihitsy ny resaka fihavanana amin’izany. Fa tsy hoe satria « mahalala olona eo amin’ny fitondrana, na koa mpitondra fanjakana » ka tsy azo kitihina. Fa ireo fahavalo ihany no atao zay amotehina, anagadrana sns azy ireo.
Ny Fihavanana aseho amin’ny fifanajana.
Miainga avy amin’ny tsirairay ny fandrosoana, Fihavanana ou pas.
Mirary ny soa hoan’ny rehetra