Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h48
 

Répondre à un commentaire

3 septembre 2019 à 12:52 | ratiarison (#10248)

Resaka no betsaka : Amiko dia MARINA jiaby ny AMBARAN’IREO MPANAO GAZETY : izany no ambaran’ny Mpahay lalana @ny teny vahiny : LIBERTE D’EXPRESSION.....****Fa rehefa ny FITONDRA no entin’ny fikamban’ny JIOLAHIM-BOTO dia izao fandehany** vovon’ALIKA ny fikambany i Rtoa Be ISANDRA sy ry BETOKO-Vongany ary IREO mpitanty ran-KENA***** tsy hery fa TAHOTRA !!! Mbola averiko ihany : fa miseho @ny endriny izao ny fitondrana ny FIKAMBANA’NY JIOLAHIM-BOTO na koa antsoina hoe :REPOBILIKA BANANIERE manitsakitsaka ny LALANA toa dry tonton makout JEREO ny hanaovan’ny SENATORA ?? **** sa ahoana ny FIJERINAREO ry NAMA... « MATO » ary Hianao ra-Namana : VOHITRA sy IREO REHETRA mitovy FIJERY !!!!samy tsara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS