Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 20 septembre 2019
Antananarivo | 12h20
 

Répondre à un commentaire

14 août à 12:27 | Ibalitakely (#9342)

Dia ny mahagaga raha vao vita ny fifidianana roa farany teo ny TIM irery dia irery ihany no sahy nanambara ofisialy hatramin’izao fa antoko mpanohitra, fa rehefa hametraka ny lehiben’ny mpanohitra dia lasa misy mametraka olana, dia lasa andaniana fotoana/vola ny fanolorana fanitsiana lalàna mikasika ny mpanohitra dia hita tampoka ao indray ry Andriamilatabatra & ny "carnassiers" isany.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS