Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 18 septembre 2019
Antananarivo | 15h08
 

Répondre à un commentaire

12 août à 14:47 | Lefona Again (#10319)

L’opposition joue le jeu ! Et c’est bien, positif !
Les état d’âmes des zuns et des zautres sur MT ...bof !
Ry-zareo mpanao politika aza MBA mandamin-tsaina dia isaka indray ve no hamelona ny afo ?
Mba mahaiza mifehy-tena le retsy à !
RAha ny jadona no tadiavin-tsika, mora ny ahazo azy !
RAha ny fahamiranana no tandiavin-tsika, dia saro-tsarotra kokoa ny hahazoana azy, ka ny "compromis" dia zavatra tsara.
Neken’ny maro hoe aleo izay lasa adinoina. Izaho manokana tsy mitovy hevitra amin’izany satria tsy ho voasazy velively izay nanao fahadisoana, fa ny zavatra mitranga dia mba hoe "mi-jouer le jeu" ny tsirairay, satria mila mifandamina.
Ka inona indray aza no tadiavina mihaotra an’io ?
Betsaka ny fifamelahan-keloka avy amin’ireo mpitondra izay samy manana ny mpanaraka azy ireo. Karazana Reconciliation tacite izany.
Mba zavatra tsara anie izany e !

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS