Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 18h19
 

Répondre à un commentaire

9 août 2019 à 16:30 | ratiarison (#10248)

Dia ho hitanao ra-namana-VOHITRA sy IREO maro tsy ary ho voantanisa eto MITOVITOVY fijery****na koa IREO azo hiarana @ny : MARIMARITRA hiraisana *****Ho tonga ny PAPE-François***dia ho hitanareo anie ee ?? i D.J. no lohalahara ampiseho fa IZY no IZY aminy**** qui vivra....verra !! ry ZAREO ! Izao vao tena tafapetraka eto MADAGASIKARA : ny Fanjakan’iBAROA avec les copains KARANA sy ny Mpitanty ra-kena hatramin’izay ! ny AHY dia tsotra : qui .........vivra........verra miandry ny METROn’ ANTANANARIVO ! torak’izany ihany koa ny autoroute oooooooooooo***sy ny sisa sy ny sisa....... ny AINA no mateza ry ZAREO O ? Matsiaro ny hiran’ny ILAY MPILELAKA manao hoe : LERA**** samy tsara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS