Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 08h18
 

Répondre à un commentaire

7 août 2019 à 10:41 | MANDROSO (#10444)

Hi,
Ny zavatra tena tadiavin ny vahoaka de ny hisian ny fifidianana tena izy. Faniriana koa mba hoe na olona tsy mitovy hevitra ara politika aza ny lany de aoka izy tsy ho gafiana na hataon’ny fitondrana ankilabao. Amin’izao mantsy die efa misy milaza ho candidats sasany efa miteny hoe raha vao tsy olon ny mpitondra ny maire de tsy handroso mihitsy ny Tanana.
Mila fiovana ny fanaovana politika eto Madagasikara satria victime foana ny vahoaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS