Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h55
 

Répondre à un commentaire

2 août 2019 à 12:34 | mandinika (#4014)

O ry ingahy jeneraly o, mba aoka izay re ny bla bla anareo fa ny asa atao e. Na ho asiana anarana operation marobe sy abreviation marobe ary eto tsy hampiova n’inon’inona e. Avoahy hilahatra eraky ny araben’i Madagasikara ny miaramila hiaro ny vahoaka fa tsy angonina otran’ny lalitra ao amin’ny caserme ao fotsiny. Sa rehefa 26 juin hay ery no mampidera taim-by fa rehefa tokony hiasa dia mody fanina. Madagasikara tsy tany miady ka hoe ilaina hiaro azy amin’ny firenena hafa ny tafika. Raha ireo ao amin’ RM1 ireo fotsiny no asaina milahatra manodidina an’ Antananarivo dia mety tsy hisy intsony ny vaky trano sy ny mpangarom-paosy sy ny maro hafa tsy voatanisa. Ary raha ilaina aza dia ireto jeneraly mirarak’ompana otran’ny anana ireto asaivo mitarika azy eny. Tadidio fa mandray karama ianareo fa tsy hoe akory miasa maina. Rehefa tsy vitanao ny mibaiko azireo hiaro ny vahoaka dia mametraha fialana fa tsy mila 100 andro, na enim-bolana, na 1 taona, na mandat iray dimy taona izany fibaikona miaramila izany vao azo atao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS