Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 01h23
 

Répondre à un commentaire

10 juillet 2019 à 14:40 | I MATORIANDRO (#6033)

i hasipirenena aloha de olona efa novetavetain’ilay mpanompo vavy tao @ radio-ny. Nataony afa-bitana mihintsy nandritra ireny hetsika teo @ 13 may farany teo ireny fa lazainy fa mpivarotra tanindrazana. Gaga aho hoe narotsaka kandida ndray koa le olona @ anaran’ tsy misy fotony. De miray lovia ndray koa hono ry zareo ???!!! Oadaray le anona ???!!!

Tena mahataka-davitra tokoa inandra.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS