Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2019 à 00:14 | lysnorine (#9752)

« Une somme totale de 750 milliards d’ariary [US$ 210,000,000] vient ainsi d’être ajoutée dans le budget de l’État fixé par la loi de finances 2019 initiale...
« L’ensemble du budget de fonctionnement et des investissements s’élève à plus de 5 562 milliards d’ariary dont 1 340 milliards d’ariary [US$ 375,200,000] pour les programmes d’INVESTISSEMENT PUBLIC INTERNE (?)...

« Les INVESTISSEMENTS (?) EXTÉRIEURS (?) pour la réalisation de DIFFÉRENTS PROJETS (?) s’élèvent à 2 313 milliards d’ariary [US$ 647,640,000]... »

Fanontaniana :
. AVY AIZA no FIAVIAN’ io VOLA FANAMPINY io ?
. Inona marina no ao anatin’izany « INVESTISSEMENTS PUBLICS INTERNES » izany ?
. Ahoana sy ahoana ny momba izany « INVESTISSEMENTS EXTÉRIEURS » izany sy ny « projets » na tetik’asan’izany « investisseurs « avy any ivelany izany

. Hisy FAMPIHENANA ny FAHANTRAN’ny sarambabem-bahoaka azo tsapain-tanana ve antenaina ho VOKATR’izy ireo sy FAMPITOMBOANA ny VOKATRY ny zavatra TENA ILAIN’ny Vahoaka isan’andro ary avy hatrany [accroissement de la PRODUCTION DE BIENS de consommation CONCRETS pour la masse du peuple] ?

Kely dia kely finoana ihany aloha izahay ny amin’ ny hoe « eny » no avaly io fanontaniana farany io raha nanao topy maso ny lisitry ny TETIk’ASA hoe hamatsian’ny any IVELANY vola ny Fanjakana Malagasy amin’ity taona 2019 ity, araka ny nitanisain’ny LdF 2019 azy.

ANNEXE 12
Prévision du Financement Extérieur LF 2019
1) SUBVENTIONS EXTERIEURES 2019-2021 - FINANCEMENT IDENTIFIE (dons projet)
Milliards Ar
(pp. 440-443)
Hitentina MGA 985,000,000,000 na sahabo ho US$ 282,421,000 anefa no tontalin’izany izay heverina fa sady HAMPITOMBO ny TROSAN’i Madagasikara ihany na dia tombohana hoe « DONS » no MAMATOTRA ny ekônômiany handritra ny telo na efa- taona ho avy fara fana-keliny amina tetik’asa TSY HAHASOA manao ahoana na ny sarambabem-bahoaka na ny Firenena.

Torak’izany ihany koa ny ankamaroan’ny TETIK’ASA rehetra EFA NANDRAISANA ny vola nosamborina sy mbola handraisana ny vola samborina na hosamborina :

« Prévisions Tirages Projets sur PRÊTS EXISTANTS ET ATTENDUS 2019-2021 »
Milliards Ar
Pour 2019 :
2) TOTAL TIRAGES SUR LES PRETS EXISTANTS (p.444)
MGA 1,193,280,000,000 na US$ 334,118,400.00 eo ho eo

3) TOTAL TIRAGES SUR LES PRETS ATTENDUS (p.445)
MGA 339,950,000,000 na US$ 95,186,000.00 eo ho eo

TOTAL TIRAGES - FINANCEMENT IDENTIFIE :
MGA 1 533,230.000.000 na US$ 429,304,400.00 eo ho eo.

Farany toy izao kosa no tontalin’ny TROSAN’izany hoe « GOUVERNEMENT CENTRAL » [de Madagascar] izany, izay tsy maintsy mbola hefaina tamin’ny 30 Jona 2108. TSY MAZAVA aminay ny ampiasan’ny ministera mitantana ny vola io voambolana - CENTRAL- io. Efa « État fédéral » angaha i Madagasikara eo imasony ?

« ENCOURS DE LA DETTE EXTERIEURE DU GOUVERNEMENT CENTRAL A FIN JUIN 2018 »
en milliards MGA
Tome 2, Annexe LdF, p. 424

TOTAL DETTE EXTERIEURE DU GOUVERNEMENT CENTRAL
MGA 9876,740,000,000 na US$ 2,980,472,000 USD eo ho eo.

Asa na hahatratra OHATRINONA indray ny ho FITOMBONY amin’ny faran’ity taona 2019 ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS