Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

13 avril 2019 à 11:11 | I MATORIANDRO (#6033)

Io de mitovy tsy misy valaka @ lalam-panorenana fratsay t@ fotoan’androny iany. Samy nanakiana zany lalampanorenana zany daholo na ankavia na ankavanana na afovoany na iza, kanefa rehefa tonga teo @ fitondrana de tsy nisy sahy nanova fa de ny eo ihany no eo.

Raha ho atao zao ty- resaka de tsy misy hafa an’zany ary tonga @lay oha-pitenenana hoe « vao maika ratsy otran’ilay alika nandro ».

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS