Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Répondre à un commentaire

9 avril 2019 à 15:17 | I MATORIANDRO (#6033)

Ty koa misy fanairana izay toa odian-tsy fantatra na tsy tenenina, angamba andrasana ho be indray ny ho faty sy marary vao tonga saina izay tompon’andraikitra voakasik’zany isan-tsokajiny.

Jereo ao Toamasina fa misy fofona miely isan-kariva izay manimba ny fahasalaman’ny ankizy madinika latsaky ny 3 na 5 taona. Tena sahirana ireo ankizy kely ireo @ ty fofona avoakan’Ambatovy ity.

maromaro ireo ankizy kely efa tafiditra hopitaly.

Lafo nefa ny fitsaboana azo avy @ io fofona ratsy io.

Fanairana ihany io ataoko io fa dia ilaozy miheninkenina eo foana.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS