Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 08h01
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2019 à 11:19 | Vohitra (#7654)

Raha tsy nisy i Manandafy sy ny antoko MFM, tsy voarodana ny fitondrana tsy norefesina mandidy napetraky ny Arema sy ny Amiraly ny taona 2002, ny MFM no isany antoko navitrika tamin ny fanentanana ny hetsi-bahoaka nanerana ny renivohim-paritany enina, tsy novidiambola akory fa natosiky ny fahavonana hanova ny fomba hitantanana ny Firenena, mba ho tany tandalana sy hanome vahana ny fampandrosoana isamparitra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS