Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 21h07
 

Répondre à un commentaire

12 mars 2019 à 11:28 | I MATORIANDRO (#6033)

Ho an’Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA ;

Tsy naleo ve tompoko nosoloina olona hafa otran’ny t@ toeran-kafa ny boriborin-tany misy an’i Me Hanitra ???!!!

Tsy mbola mitsakotsako ny efa nahazo ihany ve isika de mbola manao anjolofo ihany ???!!!

Ny kiry biby niarahan’i Me Hanitra nifangaro t@reo mpanonofy sy kamo be tenda ireo ihany no ISAN’ny nahatonga antsika otran’zao.

Eo ndray isika mahita azy.

Matoky aho fa tsy mbola reraka zany enao DADA ;

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS