Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 14h07
 

Répondre à un commentaire

4 mars 2019 à 10:13 | Ibalitakely (#9342)

Ela ny ela ka hoe lasa nandeha nandry tany an-tsaha ny fokonolona iny Avaratra Ivato-Ambohidratrimo iny [Ambohidava, Tsarasaotra, Merimandroso, ...] fa nisy dahalo 40 (efapolo) lahy [1]* nanafika, folo andro teo ho eo izay, ny zandary 08 (valo) lahy rehefa naheno ny kiririoka & lakolosy dia mba nivoaka ihany fa rehefa nahita hoe be noho ny vitsy dia mbola voatery niantso miaramila teny @ toby Ivato izay adin’iray vao tonga, ny mpanao ratsy efa dila alavitra.
[1]* Eto dia tsy misy manokana ny hevitro fa ireo 40 lahy ireo hono dia nanao akanjo volom-boasary & nisaron-doha lambaoany volom-boasary daholo !! Ny fantatro fotsiny dia izay tafiditry ny pôlitika dia lasa manahirana : tafika ; fivavahana ; fianarana ; fitsarana sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS