Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

2 mars 2019 à 06:25 | lanja (#4980)

...lazaina fa tsy com indray ity.... mazavabe, na hitsidika faritra mena isan andro aza ianareo, tsy izany no ahavaha ny olana....tsy izany no andrasan ny olona.....ny insécurité misy @ izao dia vokatry ny baranahiny sy ny fahapotehan ny toekarena ankehitriny.. za aloha dia mahita fa kendan ny nasesiky ny tanany ihany ny Malagasy, fa atao akory lahy.... ny tena olana @ izao dia ny tsy fisian ny stratégie voavolavola tsara fa tam tam sy mbola propagandy no betsaka... helicoptère sy ny 4x4 mianika tendrombohitra nampanantenaina no mety andrasan ny any tsaratanàna fa tsy mpitsidika fotsiny, fitsidihana izay handaniana volambahoaka

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS