Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

27 février 2019 à 09:57 | I MATORIANDRO (#6033)

Amin’ny saina tsy miangatra aloha de tsotra ny teninay fa tsy tokony afaka manangana sendika zany ny sokajin’asa toy itony !!! Tsy ireo ihany fa misy sokajin’asa hafa ihany koa !!!

Lasa baranahiny daholo ny resaka eto an,-tanana ka manjary manaonao foana ny rehetra.

Raha tena adika zany ny tian’reto polisy reto aatao dia te- hilaza ry zareo fa manimba ny fihinanany tokoa ny tsy fanaovany ireo asa ireo !!!

Hanaiky an’zao toe- javatra izao ve ianao Andriamatoa NTSAY Christian ???!!!

Mankahery anao hatrany aho fa toerana sarotra no misy anao satria ohatra ratsy ho an’ny rehetra ny zava-nisy t@taona 200 nentin’ny mpanongam-panjakana. Hanomboka izy io ka raha tsy mahay milomano ianao dia fefika ao.

Mirary soa ho anao hatrany aho.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS