Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 21h07
 

Répondre à un commentaire

21 février 2019 à 14:12 | Vohitra (#7654)

Mba alefaso amin izay ilay velirano fa mandeha ange ny fotoana e, aza variana mikarenjy toy izao fa ny olona noana sy mitebiteby e !

Asa fanao andavanandro anie izao ataonao izao e ! Lehiben ny mpiasam-panjakana.ianao dia adidinao ny manara-maso azy ireo.

Tsy hoe ange tsy nahavita izao ataonao izao i Mahafaly dia tokony omena doka @ izao ianao e ! Asanao mahazatra izao dia tohizo e !

Mba asehoy anay ary moa ny fanambarana fananana nataonao ka napetrakao teny @ HCC e !

Mba afaka mifampatoky ve isika Andriamatoa PM ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS