Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h16
 

Répondre à un commentaire

21 février 2019 à 13:11 | I MATORIANDRO (#6033)

Ty manendritendry olona ty aloha de tena asa sarotra ankasitrahan’reo olona nifidy azy ty fitondrana napetraky ny hcc ty ary tena ideran’izy ireo azy ary mampihena ny tsy fandriampahalemana sy ny fisondrotry ny vidim-piainana ary ny olana maro isan-karazany izay manomboka voafehin’ny mpitondra.

Nilaza fa efa niomana nandritra ny 5 taona reto olona napetraky ny hcc reto ;

Zany olona niomana nandritra ny 5 taona zany tonga de afaka mametraka olona faobe hampandeha ny raharaha haingana dia haingana otran’ny dian-tsokatra !

Gaga ihany koa aho fa toa vao maika mandeha haingana dia haingana ny fanapahan-kevitra rehefa nalaina ny fahefan’ny mpanao lalàna.

Averina ihany fa vao 5 taona sy 1 volana fotsiny zao ry zareo reto no teo.

Manahy aho fa ahomby ty fitondrana notendren’ny hcc ty !!!

Mbola ao anaty tetezamita tokoa manko sika zao hoy le mpisitrika anaty firinga zay !!!

Manahy aho fa ahazo vola be avy @ mpamatsy vola tranainy tokoa reto ekipa reto ato anatin’ny 6 volana voalohany @ ty taona ty ahafahany manatanteraka ireo nofy mapaharenoka ireo voan’ny fandrekirekena nifidy azy.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS