Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

20 février 2019 à 18:09 | Sir Sherlock (#10552)

Miarahaba tompoko,
Misy ny milaza fa tsy misy vokany amin’ny fiainam-pirenena ny resaka sy ny hevitra rehetra izay hiadivana etona.
Tsy lavina fa tsy mifandray mivantana na amin’ny fampandrosoana na amin’ny fahasalamana na amin’ny fahandria-pahalemana ny resaka miainga etoana.
Saingy, moa isika izay miresaka ato ireo tsy samy malagasy avokoa ?
Ny anjara birikin’ny malagasy anie no ilaina hananganana an’i Madagasikara e !
Toa ny milaza hoe tsy izay hetra iray singa aloanao no hampitombo ny volam-panjakana.
Koa disoako tanteraka ilay nilaza fa tsy misy hafa-tsy ny maneho hevitra ihany no afaka atao ato amin’ny forum.
Momba ilay resaka hoe faharesena, manaiky mintsy izahay hoe resy, torak’izany ihany koa izao faharesen’ny firenena amin’izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS