Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 19h36
 

Répondre à un commentaire

19 février 2019 à 11:07 | I MATORIANDRO (#6033)

Mampalahelo tokoa aloha ny toe-java-misy ankehitriny indrindra mahakasika ireto Relijiozy katolika ireto.

Efa tsy mifidy asiana tokoa tokoa ireo tsy vanona mpanao ankeriny.

Mahandrasa kely hoy inandra la woman fa efa hifarana zao ny tetezamita !!!

Fa za mbola miteny antsika katolika ihany hoe diso tanteraka ny paik’ady nataon’reo mopera nampandany ankolaka zao fitondrana zao.

Aiza ve ka de nandritra ny fampielezankevitra fihodinana faharoa de misy mopera in-3 alahady mifandimby de tsy sasatra fa mahita hevitra manao toriteny an’le hoe ny fitiavana no lehibe indrindra. ( Tsy lazaiko aloha ilay fiangonana katolikaa nanaovany an’io).

Misy koa vondron’olona @ fikambanana masina de milaza ankitsirano fotsiny izao fa io no kandidan’ny katolika ary tohanany (...!!!)

Ho foana ato anatin’ny 6 volana hono ny tsy fandriam-pahalemana hoy ilay be galona zay !!! Ho hitantsika eo satria mbola ao anatin’ny tetezamita ndray isika hoy inandra la woman.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS