Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 12h56
 

Répondre à un commentaire

1er février 2019 à 10:26 | Vohitra (#7654)

Tany aloha tany, nanomboka ny 1862, dia nampidirin ny tompopahefana hiditra andapa ireo namany menamaso, ireto farany moa dia mpankafy fiainana, tia lalao sy lanonana, tia fanamby, tia fiovana...

Tsy ela dia nihoampefy nivoaka ny lapa mihintsy ny kilalao ratsy, very sy raraka ary levona ny Hasimpanjakana, kilalaon afo teny antanan-jiolahy no noheverina hitondrana fandrosoana goavana...

Fihavanan-jiolahy ve no heverina hitondra filaminana sy fandriana fahalemana ?

Lasa vohitry ny nofy tokoa ve ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS