Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Répondre à un commentaire

31 janvier 2019 à 11:18 | Vohitra (#7654)

Hoy Ingahy Amiraly, tsy ny politika no nanimba ny mpitandro filaminana, fa ny fampidirana ny vola tao amin ny mpitandro filaminana. Tsy dia azo lazaina ho diso tanteraka nefa izany fanambarany izany.

Hitondra takaitra mahatsiravina eto @ Firenena ny kitra navelan ny taona 2009, eny fa na ny taona 2002 aza.

Raha ny tsy maty manota indray, raha tsy misy fepetra hentitra raisina ho famaizana ny mpiasam-panjakana mpanao kolikoly, tsy ho foana mihintsy izany.

Ny maro an isa ao amin ny mpiasam-panjakana io nefa efa lo sy simban ny kolikoly tanteraka.

Raha tsy resy tanteraka nefa ny koliloly eo amin ny mpiasam-panjakana dia tsy ho resy mihintsy ny kolikoly politika avo lenta.

Ary raha tsy madio ny mpiasam-panjakana dia tsy hadio na oviana na oviana mihintsy izay fifidianana atao eto.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS