Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 14h03
 

Répondre à un commentaire

30 janvier 2019 à 12:03 | lanja (#4980)

Misy tokony mba hiova kosa aloha ny fomba fijerin ny mpomba an dRAVALOMANANA sasany, tsy izy rehetra akory, ny fiain ny Malagasy manontolo no voakasika kanefa ny sasany toa miandry kendritohana izany, hita @ sujet sasany eto, ny sasany toa maniry ny tsy ahombiazan ireto Orange nahazo fahefana ireto, dia iza anefa no ho maty antoka @ izany, ny mpitondra efa mpanefoefo ve, ny tenako dia tsy manantena miami sy building mora velively, ny IEM dia pokaty amiko ary mbola volamena any ankibon ny tany no toa hamatsy vola azy, sns ...fa na izany anefa dia miaiky fa neken ny maro an isa io, dia aoka mba samy mandray anjara , miasa @ izay tandrify azy, azo atao koa ny manakiana fa mba mila fitandremana,, ny fahaizana mifanakiana, mifampiteny, mbola tsy tena ao isika Malagasy, olona mahay taratasy izao aza eto @ forum , miogaoga tsy mifidy teny atao, haromotana sy fankahalana no afindrany eo @ clavier, samia mandinika

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS