Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

29 janvier 2019 à 16:59 | Vohitra (#7654)

Mbola tsy sasatra aho ny mamerina etoana, efa nambarako teto matetika tamin ireny vanimpotoana fampielezankevitra ireny, fa tsy misy afatsy ny fizakantena isamparitra ihany no vahaolana ho an ity firenena ity.

Resaka fandrebirebena saimbahoaka fotsiny izany hoe decentralisation effective izany, ny mpitondra foibe ihany no mampanjaka hevitra sy paikady anatin izany.

Rehefa mizaka tena ny faritra, ireto no andraikitra omena ny fitondrana foibe : ny vola sy banky foibe, ny diplomasia, ny fiarovana sy ny fitsarana, ary ny fanabeazana

Ny sisa rehetra ankoatr ireo dia aleo ho raharahan ny Faritra daholo.

Ny fanovana ny lalampanorenana no tokony hifotorana mialoha manomboka eto.

Ny ratsy saina sy ny fetsy ary kingasaina izao dia hihevitra izao hambarako izao fa hanome vahana ny resaks foko ny fizakantena isamparitra.

Azo atao tsara ny fizakantena ao anaty rafitra repobilikanina matanjaka

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS