Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

5 décembre 2018 à 19:34 | arsonist (#10169)

Aza manaiky ny fahan-dalitra ataon’ny fozaorana !

Ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 dia toro-marika valy faty avy tamin-dry Sarko sy Guéant tao amin’ny lapan’ny Elysée.
Tsy telin-dry Sarko mihitsy ny nanaovan’i Ravalomanana ilay ambasadaoro frantsay vao notendren-dry zareo.
Fa raha izay ilay DJ iny fotsiny akory tsy ho nahaefa iny fanonganam-panjakana iny.

Zatra iny lalan-dririnina tamin’ny 2009 taty Madagasikara iny ry Sarko, dia nanao hitsin-dalana koa 3 taona latsaka kely taty aoriana tany Libya .
Maty mihitsy i Kadhafi ny nanaovan-dry zareo azy !

Vokany :
1) Tsy nolanian’ny Frantsay mpifidy hanohy tao amin’ny Elysée intsony i Sarko no sady tanarahin’ny fitsarana frantsay momba ny vola nanjavona tsy hita popoka .
2) Lasa toerana fiaingan’ny mpifindra monina aman’alin-kisa maro mananika an’i Eoropa iray manontolo i Libya
3) Miakatra be ny lanjan’ny mpanavakavaka te hitondra fanjakana any Eoropa .

Mpamahan-dalitra ireo fozaorana ireo !
Azonao amarinina amin’ny aterineto ireo voalaza ireo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS